Tutoriel asa en ligne

Fanokafana compte wallet fampiasa matetika amin'ny asa en ligne !!!






1) Faucetpay 



2) PayPal en Afrique (Madagascar)



3) Trustwallet

4) payeer 
 

5) perfect money 



Fanokafana compte email ✉️📨

Compte Gmail





Fomba atao hialana amin'ny  captcha, recaptcha, hcaptcha, 2captcha, allcaptcha,...
Fomba hialana amin'ny pub sy Ads sy lien court na Short link izay manaela anao sy mandrebireby ary mandany mega anao rehefa miditra page na lien anakiray






Ireo no ilaina matetika amin'ny asa en ligne raha vao hanomboka ianao.
Raha mila tuto teny malagasy dia alefaso eo amin'ny commentaire ambany io izay fanazavana tianao hatao amin'ny teny Malagasy.